# izy ireo Ity dia maneho ny olona izay teo tamin'ny lanonana famorana. # nanao baiko moana "mihetsika." Na Zakaria tsy afaka mandre, toy ny miteny, na ny olona mihevitra fa tsy afaka mandre izy. # tamin'ny rainy "tamin'ny rain'ilay zaza" # ny amin'ny tiany atao anarany "inona no anarana tian'i Zakaria homena ilay zaza" # nangataka solaitra fanoratana ny rainy Mety hanampy ny mametraka ny fomba "nangatahan'' i Zakaria, hatramin'ny tsy nafahany niresaka. DH: "Nampiasa ny tanany ny rainy mba ampisehoana ny olona fa tiany hanome solaitra fanoratana azy izy ireo" # solaitra fanoratana "zavatra hanoratana"