plt_tn/luk/01/62.md

620 B

izy ireo

Ity dia maneho ny olona izay teo tamin'ny lanonana famorana.

nanao baiko moana

"mihetsika." Na Zakaria tsy afaka mandre, toy ny miteny, na ny olona mihevitra fa tsy afaka mandre izy.

tamin'ny rainy

"tamin'ny rain'ilay zaza"

ny amin'ny tiany atao anarany

"inona no anarana tian'i Zakaria homena ilay zaza"

nangataka solaitra fanoratana ny rainy

Mety hanampy ny mametraka ny fomba "nangatahan'' i Zakaria, hatramin'ny tsy nafahany niresaka. DH: "Nampiasa ny tanany ny rainy mba ampisehoana ny olona fa tiany hanome solaitra fanoratana azy izy ireo"

solaitra fanoratana

"zavatra hanoratana"