plt_tn/lev/27/26.md

16 lines
399 B
Markdown

# tsy misy mahazo manokana
"tsy misy mahazo manokana ho an'i Yaveh"
# tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tomban'izany
DH: "tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tombam-bidin'izany izy"
# raha tsy avotra kosa ny biby
DH: "raha toa ka tsy haverin'ilay olona vidiana ilay biby"
# ho amidy amin'ny tombany voatondro izany
DH: "aoka hivarotra izany araka ny tombana voatondro ny mpisorona"