plt_tn/lev/27/26.md

399 B

tsy misy mahazo manokana

"tsy misy mahazo manokana ho an'i Yaveh"

tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tomban'izany

DH: "tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tombam-bidin'izany izy"

raha tsy avotra kosa ny biby

DH: "raha toa ka tsy haverin'ilay olona vidiana ilay biby"

ho amidy amin'ny tombany voatondro izany

DH: "aoka hivarotra izany araka ny tombana voatondro ny mpisorona"