# tsy misy mahazo manokana "tsy misy mahazo manokana ho an'i Yaveh" # tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tomban'izany DH: "tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tombam-bidin'izany izy" # raha tsy avotra kosa ny biby DH: "raha toa ka tsy haverin'ilay olona vidiana ilay biby" # ho amidy amin'ny tombany voatondro izany DH: "aoka hivarotra izany araka ny tombana voatondro ny mpisorona"