plt_tn/lev/26/29.md

430 B

Handrava ...hanapaka ...hanary ny fatinareo Aho

Satria Andriamanitra handefa tafika hanao ireo zavatra ireo, izany dia resahina toy ny hoe hataony. DH: "handefa tafiky ny fahavalo handrava ...hanapaka ...hanary ny fatinareo Aho"

Ny fatinareo

"ny nofo mangatsikanareo"

ny fatin'ireo sampinareo

Andriamanitra dia miresaka ny tsy fahaveloman'ny sampy intsony toy ny hoe velona ka maty. DH: "ireo sampy tsy manan'ainareo"