# Handrava ...hanapaka ...hanary ny fatinareo Aho Satria Andriamanitra handefa tafika hanao ireo zavatra ireo, izany dia resahina toy ny hoe hataony. DH: "handefa tafiky ny fahavalo handrava ...hanapaka ...hanary ny fatinareo Aho" # Ny fatinareo "ny nofo mangatsikanareo" # ny fatin'ireo sampinareo Andriamanitra dia miresaka ny tsy fahaveloman'ny sampy intsony toy ny hoe velona ka maty. DH: "ireo sampy tsy manan'ainareo"