plt_tn/lev/26/29.md

12 lines
430 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Handrava ...hanapaka ...hanary ny fatinareo Aho
Satria Andriamanitra handefa tafika hanao ireo zavatra ireo, izany dia resahina toy ny hoe hataony. DH: "handefa tafiky ny fahavalo handrava ...hanapaka ...hanary ny fatinareo Aho"
# Ny fatinareo
"ny nofo mangatsikanareo"
# ny fatin'ireo sampinareo
Andriamanitra dia miresaka ny tsy fahaveloman'ny sampy intsony toy ny hoe velona ka maty. DH: "ireo sampy tsy manan'ainareo"