plt_tn/lev/26/27.md

730 B

hizara ny mofonareo ara-danja izy ireo

Ny fihainoana dia mampiseho ny fankatòavana izay nolazainy. DH: "raha tsy mankatò Ahy ianareo"

mandeha manohitra Ahy

Ny fandehanana dia mampiseho ny fitondrantena. Ny fandehanana manohitra olona iray dia mampiseho ny fanoherana azy na fiadiana manohitra azy. DH: "manohitra Ahy" na "miady manohitra Ahy"

handeha hanohitra anareo ...Aho

Ny fandehanana dia mampiseho ny fitondrantena. Ny fandehanana manohitra olona iray dia mampiseho ny fanoherana azy na fiadiana manohitra azy. DH: "hanohitra anareo Aho"

hanafay anareo im-pito avo heny mihoatra nohon'ny

Eto, ny " im-pito avo heny" dia tsy ara-bakiteny. Io dia midika fa Yaveh dia hampitombo ny fahamafisan'ny fanasaziany.