plt_tn/lev/26/27.md

16 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hizara ny mofonareo ara-danja izy ireo
Ny fihainoana dia mampiseho ny fankatòavana izay nolazainy. DH: "raha tsy mankatò Ahy ianareo"
# mandeha manohitra Ahy
Ny fandehanana dia mampiseho ny fitondrantena. Ny fandehanana manohitra olona iray dia mampiseho ny fanoherana azy na fiadiana manohitra azy. DH: "manohitra Ahy" na "miady manohitra Ahy"
# handeha hanohitra anareo ...Aho
Ny fandehanana dia mampiseho ny fitondrantena. Ny fandehanana manohitra olona iray dia mampiseho ny fanoherana azy na fiadiana manohitra azy. DH: "hanohitra anareo Aho"
# hanafay anareo im-pito avo heny mihoatra nohon'ny
Eto, ny " im-pito avo heny" dia tsy ara-bakiteny. Io dia midika fa Yaveh dia hampitombo ny fahamafisan'ny fanasaziany.