# hizara ny mofonareo ara-danja izy ireo Ny fihainoana dia mampiseho ny fankatòavana izay nolazainy. DH: "raha tsy mankatò Ahy ianareo" # mandeha manohitra Ahy Ny fandehanana dia mampiseho ny fitondrantena. Ny fandehanana manohitra olona iray dia mampiseho ny fanoherana azy na fiadiana manohitra azy. DH: "manohitra Ahy" na "miady manohitra Ahy" # handeha hanohitra anareo ...Aho Ny fandehanana dia mampiseho ny fitondrantena. Ny fandehanana manohitra olona iray dia mampiseho ny fanoherana azy na fiadiana manohitra azy. DH: "hanohitra anareo Aho" # hanafay anareo im-pito avo heny mihoatra nohon'ny Eto, ny " im-pito avo heny" dia tsy ara-bakiteny. Io dia midika fa Yaveh dia hampitombo ny fahamafisan'ny fanasaziany.