plt_tn/lev/25/20.md

337 B

Mety hiteny ianao

Eto, ny "ianao" dia manondro ny vahoakan'Israely.

Handidy ny fitahiako Aho mba ho tonga aminareo

Andriamanitra dia miresaka ny fitahiany toy ny hoe olona izay afaka mankatò Azy. DH: "handefa ny fitahiako ho aminao Aho" na "hitahy anao Aho"

avy amin'ny vatsy voatahiry

DH: "avy amin'ny sakafo notehirizinao"