# Mety hiteny ianao Eto, ny "ianao" dia manondro ny vahoakan'Israely. # Handidy ny fitahiako Aho mba ho tonga aminareo Andriamanitra dia miresaka ny fitahiany toy ny hoe olona izay afaka mankatò Azy. DH: "handefa ny fitahiako ho aminao Aho" na "hitahy anao Aho" # avy amin'ny vatsy voatahiry DH: "avy amin'ny sakafo notehirizinao"