plt_tn/lev/25/20.md

12 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mety hiteny ianao
Eto, ny "ianao" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# Handidy ny fitahiako Aho mba ho tonga aminareo
Andriamanitra dia miresaka ny fitahiany toy ny hoe olona izay afaka mankatò Azy. DH: "handefa ny fitahiako ho aminao Aho" na "hitahy anao Aho"
# avy amin'ny vatsy voatahiry
DH: "avy amin'ny sakafo notehirizinao"