plt_tn/lev/23/22.md

351 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia tsy tokony hijinja tanteraka ireo zoron'ireo sahanareo

"rehefa manangom-bokatra ianareo dia aza angonina tanteraka ireo izay eo amin'ny lalana mankany amin'ny zoron'ny sahanareo"