plt_tn/lev/23/22.md

8 lines
351 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia tsy tokony hijinja tanteraka ireo zoron'ireo sahanareo
"rehefa manangom-bokatra ianareo dia aza angonina tanteraka ireo izay eo amin'ny lalana mankany amin'ny zoron'ny sahanareo"