# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia tsy tokony hijinja tanteraka ireo zoron'ireo sahanareo "rehefa manangom-bokatra ianareo dia aza angonina tanteraka ireo izay eo amin'ny lalana mankany amin'ny zoron'ny sahanareo"