plt_tn/lev/21/04.md

16 lines
522 B
Markdown

# sisin'ny
"manodididina" (UDB)
# Aoka ho masina ...izy ireo
"Aoka izy ireo ho voatokana"
# tsy hanimbazimba ny anaran'Andriamaniny
Ny teny "anarana" dia ampiasaina mba ahanehoana ny toetran'i Yaveh. DH: "tsy hanala baraka ny lazan'Andriamanitra" na "tsy hanala baraka ny Andriamaniny"
# ny mofon'ny Andriamanitr'izy ireo
Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. Yaveh dia tsy tena mihinana ireo fanatitra ireo. Izany dia fahadiovam-pon'ireo izay manatitra sakafo izay mahafapo an'Andriamanitra.