# sisin'ny "manodididina" (UDB) # Aoka ho masina ...izy ireo "Aoka izy ireo ho voatokana" # tsy hanimbazimba ny anaran'Andriamaniny Ny teny "anarana" dia ampiasaina mba ahanehoana ny toetran'i Yaveh. DH: "tsy hanala baraka ny lazan'Andriamanitra" na "tsy hanala baraka ny Andriamaniny" # ny mofon'ny Andriamanitr'izy ireo Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. Yaveh dia tsy tena mihinana ireo fanatitra ireo. Izany dia fahadiovam-pon'ireo izay manatitra sakafo izay mahafapo an'Andriamanitra.