plt_tn/lev/21/04.md

522 B

sisin'ny

"manodididina" (UDB)

Aoka ho masina ...izy ireo

"Aoka izy ireo ho voatokana"

tsy hanimbazimba ny anaran'Andriamaniny

Ny teny "anarana" dia ampiasaina mba ahanehoana ny toetran'i Yaveh. DH: "tsy hanala baraka ny lazan'Andriamanitra" na "tsy hanala baraka ny Andriamaniny"

ny mofon'ny Andriamanitr'izy ireo

Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. Yaveh dia tsy tena mihinana ireo fanatitra ireo. Izany dia fahadiovam-pon'ireo izay manatitra sakafo izay mahafapo an'Andriamanitra.