plt_tn/lev/15/13.md

250 B

sitrana amin'ny fitsihany izy

Ny olona sitrana tamin'ny aretiny dia resahina toy ny hoe lasa madio ara-bakiteny. DH: "sitrana tamin'ny aretiny"

Dia hadio izy

Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.