# sitrana amin'ny fitsihany izy Ny olona sitrana tamin'ny aretiny dia resahina toy ny hoe lasa madio ara-bakiteny. DH: "sitrana tamin'ny aretiny" # Dia hadio izy Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.