plt_tn/lev/15/13.md

8 lines
250 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# sitrana amin'ny fitsihany izy
Ny olona sitrana tamin'ny aretiny dia resahina toy ny hoe lasa madio ara-bakiteny. DH: "sitrana tamin'ny aretiny"
# Dia hadio izy
Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.