plt_tn/lev/14/33.md

12 lines
285 B
Markdown

# Raha tonga ...ianareo
Eto, ny "ianareo" dia manondro ireo vahoakan'Israely rehetra.
# maty fotsy
Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:47 io teny io.
# ao amin'ny tany izay fanananareo
Ny teny "fanana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "ao amin'ny tany izay anareo"