plt_tn/lev/14/33.md

285 B

Raha tonga ...ianareo

Eto, ny "ianareo" dia manondro ireo vahoakan'Israely rehetra.

maty fotsy

Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:47 io teny io.

ao amin'ny tany izay fanananareo

Ny teny "fanana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "ao amin'ny tany izay anareo"