# Raha tonga ...ianareo Eto, ny "ianareo" dia manondro ireo vahoakan'Israely rehetra. # maty fotsy Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:47 io teny io. # ao amin'ny tany izay fanananareo Ny teny "fanana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "ao amin'ny tany izay anareo"