plt_tn/lev/12/04.md

24 lines
733 B
Markdown

# ny fanadiovana ilay reny avy amin'ny ràny dia hitohy mandritry ny telo amby telo-polo andro
telo amby telo-polo andro - Io dia midika fa ilay reny dia maloto mandritra ny telo amby telo-polo andro.
# telo amby telo-polo andro
telo amby telo-polo andro - "33 andro"
# izy, dia haloto mandritry ny roa herinandro
Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa kasihana satria misy rà mivoaka avy any an-kibony dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mandritry ny roa herinandro
"mandritra ny 14 andro"
# mandritra ny fadimbolany
Io dia manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka avy ao an-kibon'ny vehivavy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 12:1.
# enina amby enim-polo andro
enina amby enim-polo andro - "66 andro"