# ny fanadiovana ilay reny avy amin'ny ràny dia hitohy mandritry ny telo amby telo-polo andro telo amby telo-polo andro - Io dia midika fa ilay reny dia maloto mandritra ny telo amby telo-polo andro. # telo amby telo-polo andro telo amby telo-polo andro - "33 andro" # izy, dia haloto mandritry ny roa herinandro Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa kasihana satria misy rà mivoaka avy any an-kibony dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # mandritry ny roa herinandro "mandritra ny 14 andro" # mandritra ny fadimbolany Io dia manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka avy ao an-kibon'ny vehivavy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 12:1. # enina amby enim-polo andro enina amby enim-polo andro - "66 andro"