plt_tn/lev/12/04.md

733 B

ny fanadiovana ilay reny avy amin'ny ràny dia hitohy mandritry ny telo amby telo-polo andro

telo amby telo-polo andro - Io dia midika fa ilay reny dia maloto mandritra ny telo amby telo-polo andro.

telo amby telo-polo andro

telo amby telo-polo andro - "33 andro"

izy, dia haloto mandritry ny roa herinandro

Ny vehivavy izay tsy azon'ny olona hafa kasihana satria misy rà mivoaka avy any an-kibony dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandritry ny roa herinandro

"mandritra ny 14 andro"

mandritra ny fadimbolany

Io dia manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka avy ao an-kibon'ny vehivavy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 12:1.

enina amby enim-polo andro

enina amby enim-polo andro - "66 andro"