plt_tn/lev/11/09.md

716 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.

vombony

Ilay faritra manify sy fisaka izay ampiasain'ny trondro mba hihetsehany ao anaty rano.

kirany

Sisika madinika izay mandrakotra ny vatan'ny trondro.

ireo zava-manan'aina rehetra izay tsy misy vombony sy kirany ao anaty ranomasina na renirano

"ireo zava-mana'aina rehetra izay any anaty ranomasina na renirano izay tsy tsy misy vombony sy kirany"

aoka ho halanareo ireny

Mandidy ny vahoakany mba handà sy hankahala ny fihinana ireo zava-manan'aina ireo i Yaveh. DH: "aoka ianao hankahala ireo" na "aoka ireo ho lavinao tanteraka"