plt_tn/lev/11/09.md

20 lines
716 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.
# vombony
Ilay faritra manify sy fisaka izay ampiasain'ny trondro mba hihetsehany ao anaty rano.
# kirany
Sisika madinika izay mandrakotra ny vatan'ny trondro.
# ireo zava-manan'aina rehetra izay tsy misy vombony sy kirany ao anaty ranomasina na renirano
"ireo zava-mana'aina rehetra izay any anaty ranomasina na renirano izay tsy tsy misy vombony sy kirany"
# aoka ho halanareo ireny
Mandidy ny vahoakany mba handà sy hankahala ny fihinana ireo zava-manan'aina ireo i Yaveh. DH: "aoka ianao hankahala ireo" na "aoka ireo ho lavinao tanteraka"