# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina. # vombony Ilay faritra manify sy fisaka izay ampiasain'ny trondro mba hihetsehany ao anaty rano. # kirany Sisika madinika izay mandrakotra ny vatan'ny trondro. # ireo zava-manan'aina rehetra izay tsy misy vombony sy kirany ao anaty ranomasina na renirano "ireo zava-mana'aina rehetra izay any anaty ranomasina na renirano izay tsy tsy misy vombony sy kirany" # aoka ho halanareo ireny Mandidy ny vahoakany mba handà sy hankahala ny fihinana ireo zava-manan'aina ireo i Yaveh. DH: "aoka ianao hankahala ireo" na "aoka ireo ho lavinao tanteraka"