plt_tn/lev/10/16.md

777 B

may izany

DH: "efa nodoran'ireo mpisorona avokoa izany" (UDB)

Eleazara sy Itamara

Adikao tahaka ny nandikanao azy tao amin'ny 10:5 ireo anarana ireo.

Nahoana ianareo no tsy nihinana ... eo anatrehany?

Manontany io fanontaniana io i Mosesy mba hitenenany mafy an'i Eleazara sy Itamara. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tokony nohaninareo ...teo anatrehany."

fa izany no masina indrindra

"satria ny fanatitra nohon'ny ota no masina indrindra"

mba hanesorana ny heloky ny fivondronana

Ny fampamelàna an'Yaveh ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe ny heloka dia zavatra izay esorin'Yaveh amin'ny olona.

teo anatrehany

"teo amin'ny fanatrehany"

ny ràny dia tsy nentina

DH: "tsy nitondra ny ràn'izany ...ianareo"