# may izany DH: "efa nodoran'ireo mpisorona avokoa izany" (UDB) # Eleazara sy Itamara Adikao tahaka ny nandikanao azy tao amin'ny 10:5 ireo anarana ireo. # Nahoana ianareo no tsy nihinana ... eo anatrehany? Manontany io fanontaniana io i Mosesy mba hitenenany mafy an'i Eleazara sy Itamara. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tokony nohaninareo ...teo anatrehany." # fa izany no masina indrindra "satria ny fanatitra nohon'ny ota no masina indrindra" # mba hanesorana ny heloky ny fivondronana Ny fampamelàna an'Yaveh ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe ny heloka dia zavatra izay esorin'Yaveh amin'ny olona. # teo anatrehany "teo amin'ny fanatrehany" # ny ràny dia tsy nentina DH: "tsy nitondra ny ràn'izany ...ianareo"