plt_tn/lev/10/16.md

28 lines
777 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# may izany
DH: "efa nodoran'ireo mpisorona avokoa izany" (UDB)
# Eleazara sy Itamara
Adikao tahaka ny nandikanao azy tao amin'ny 10:5 ireo anarana ireo.
# Nahoana ianareo no tsy nihinana ... eo anatrehany?
Manontany io fanontaniana io i Mosesy mba hitenenany mafy an'i Eleazara sy Itamara. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tokony nohaninareo ...teo anatrehany."
# fa izany no masina indrindra
"satria ny fanatitra nohon'ny ota no masina indrindra"
# mba hanesorana ny heloky ny fivondronana
Ny fampamelàna an'Yaveh ny vahoakan'Israely dia resahina toy ny hoe ny heloka dia zavatra izay esorin'Yaveh amin'ny olona.
# teo anatrehany
"teo amin'ny fanatrehany"
# ny ràny dia tsy nentina
DH: "tsy nitondra ny ràn'izany ...ianareo"