plt_tn/lev/09/18.md

16 lines
359 B
Markdown

# Novonoiny
"Novonoin'i Arona"
# Nomen'ny zanaka lahin'i Arona azy ny ràny
Io dia midika fa ilay rà dia ao anaty lovia jobo. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo adika mazava.
# tao anatiny
Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7.
# voa ...sarak'aty
Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.