plt_tn/lev/09/18.md

359 B

Novonoiny

"Novonoin'i Arona"

Nomen'ny zanaka lahin'i Arona azy ny ràny

Io dia midika fa ilay rà dia ao anaty lovia jobo. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo adika mazava.

tao anatiny

Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7.

voa ...sarak'aty

Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.