# Novonoiny "Novonoin'i Arona" # Nomen'ny zanaka lahin'i Arona azy ny ràny Io dia midika fa ilay rà dia ao anaty lovia jobo. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo adika mazava. # tao anatiny Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:7. # voa ...sarak'aty Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.