plt_tn/lev/07/01.md

825 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy lazainy amin'i Arona sy ireo zanany lahy i Yaveh.

eo amin'ny toerana famonoana izany

Io dia azo hazavaina fa io dia manondro toerana izay hamonona ilay biby hatao fanatitanohon'ny fahotana. Jereo ny 1:10.

Ny sabora rehetra eo amin'izany dia ho atolotra

DH: "Tsy maintsy manolotra ny sabora rehetra ao amin'izany ilay mpisorona"

ny ao anatiny

Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy.

ny voa ...ny voa

adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.

manakaiky ny valahany

Io dia faritry ny vatana eo an-kilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taola-tehezana sy ny taolan'andilana. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 3:3.

dia aoka ho esorina avokoa

DH: "aoka ho esorin'ilay mpisorona avokoa izany"