plt_tn/lev/07/01.md

28 lines
825 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy lazainy amin'i Arona sy ireo zanany lahy i Yaveh.
# eo amin'ny toerana famonoana izany
Io dia azo hazavaina fa io dia manondro toerana izay hamonona ilay biby hatao fanatitanohon'ny fahotana. Jereo ny 1:10.
# Ny sabora rehetra eo amin'izany dia ho atolotra
DH: "Tsy maintsy manolotra ny sabora rehetra ao amin'izany ilay mpisorona"
# ny ao anatiny
Io dia ny vavoniny sy ny tsinainy.
# ny voa ...ny voa
adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 3:3 ireo teny ireo.
# manakaiky ny valahany
Io dia faritry ny vatana eo an-kilan'ny hazon-damosina eo anelanelan'ny taola-tehezana sy ny taolan'andilana. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 3:3.
# dia aoka ho esorina avokoa
DH: "aoka ho esorin'ilay mpisorona avokoa izany"