plt_tn/lev/06/01.md

16 lines
445 B
Markdown

# mandika ny lalàna manohitra an'i Yaveh
"tsy mankatò ny iray amin'ny lalàn'i Yaveh"
# mifampiraharaha ambadika miaraka amin'ny namany mahakasika ny zavatra izay nankinina taminy
DH: "mandainga amin'ny namany ny amin'ny zavatra izay zavatra nampindramina azy"
# ny namany
Eto, ny "namany" dia midika ireo Israely rehetra, fa tsy izay mipetraka akaiky ihany.
# naka izay nankinina taminy
DH: "tsy namerina ny zavatra nampindramina azy"