plt_tn/lev/06/01.md

445 B

mandika ny lalàna manohitra an'i Yaveh

"tsy mankatò ny iray amin'ny lalàn'i Yaveh"

mifampiraharaha ambadika miaraka amin'ny namany mahakasika ny zavatra izay nankinina taminy

DH: "mandainga amin'ny namany ny amin'ny zavatra izay zavatra nampindramina azy"

ny namany

Eto, ny "namany" dia midika ireo Israely rehetra, fa tsy izay mipetraka akaiky ihany.

naka izay nankinina taminy

DH: "tsy namerina ny zavatra nampindramina azy"