# mandika ny lalàna manohitra an'i Yaveh "tsy mankatò ny iray amin'ny lalàn'i Yaveh" # mifampiraharaha ambadika miaraka amin'ny namany mahakasika ny zavatra izay nankinina taminy DH: "mandainga amin'ny namany ny amin'ny zavatra izay zavatra nampindramina azy" # ny namany Eto, ny "namany" dia midika ireo Israely rehetra, fa tsy izay mipetraka akaiky ihany. # naka izay nankinina taminy DH: "tsy namerina ny zavatra nampindramina azy"