plt_tn/lev/04/16.md

12 lines
378 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Ny mpisorona voahosotra dia hitondra
Io dia midika fa ilay mpisorona dia nitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo raha nijininiaka avy amin'ilay biby izany
# eo anoloan'ilay lamba
Io dia midika fa io dia lamba fanaronana eo amin'ny toerana masina indrindra.