# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Ny mpisorona voahosotra dia hitondra Io dia midika fa ilay mpisorona dia nitaty rĂ  amin'ny lovia jobo izy ireo raha nijininiaka avy amin'ilay biby izany # eo anoloan'ilay lamba Io dia midika fa io dia lamba fanaronana eo amin'ny toerana masina indrindra.