plt_tn/lev/04/16.md

378 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Ny mpisorona voahosotra dia hitondra

Io dia midika fa ilay mpisorona dia nitaty rà amin'ny lovia jobo izy ireo raha nijininiaka avy amin'ilay biby izany

eo anoloan'ilay lamba

Io dia midika fa io dia lamba fanaronana eo amin'ny toerana masina indrindra.