plt_tn/lev/04/11.md

12 lines
589 B
Markdown

# Ny hoditr'ilay ...vatan'ilay omby rehetra—ho entiny ivelan'ny toby avokoa ireo ampahany ireo
Ny filazana ny hoe "ho entiny ivelan'ny toby avokoa ireo ampahany ireo" dia azo apetraka any am-piandohan'ny fehezanteny. DH: "Ilay mpisorana dia hitondra ny hoditr'ilay ...vatan'ilay omby rehetra any ivelany"
# toerana izay efa nodiovin'izy ireo ho Ahy
Toerana masina sy mendrika ny mba hampiasaina hanompoana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-batana.
# efa nodiovin'izy ireo ho Ahy
Eto, ny "izy ireo" dia manondro ireo mpisorona, ary ny "Ahy" dia manondro an'i Yaveh.