# Ny hoditr'ilay ...vatan'ilay omby rehetra—ho entiny ivelan'ny toby avokoa ireo ampahany ireo Ny filazana ny hoe "ho entiny ivelan'ny toby avokoa ireo ampahany ireo" dia azo apetraka any am-piandohan'ny fehezanteny. DH: "Ilay mpisorana dia hitondra ny hoditr'ilay ...vatan'ilay omby rehetra any ivelany" # toerana izay efa nodiovin'izy ireo ho Ahy Toerana masina sy mendrika ny mba hampiasaina hanompoana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-batana. # efa nodiovin'izy ireo ho Ahy Eto, ny "izy ireo" dia manondro ireo mpisorona, ary ny "Ahy" dia manondro an'i Yaveh.