plt_tn/lev/04/11.md

589 B

Ny hoditr'ilay ...vatan'ilay omby rehetra—ho entiny ivelan'ny toby avokoa ireo ampahany ireo

Ny filazana ny hoe "ho entiny ivelan'ny toby avokoa ireo ampahany ireo" dia azo apetraka any am-piandohan'ny fehezanteny. DH: "Ilay mpisorana dia hitondra ny hoditr'ilay ...vatan'ilay omby rehetra any ivelany"

toerana izay efa nodiovin'izy ireo ho Ahy

Toerana masina sy mendrika ny mba hampiasaina hanompoana an'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-batana.

efa nodiovin'izy ireo ho Ahy

Eto, ny "izy ireo" dia manondro ireo mpisorona, ary ny "Ahy" dia manondro an'i Yaveh.