plt_tn/lam/05/05.md

20 lines
342 B
Markdown

# Ireo izay manenjika anay
Ny tafika Babyloniana.
# nanolo-tena
DH: "nanao fifanarahana tamin'ny" na "nanolo-batana tamin'ny"
# mba hahazoana sakafo sahaza
DH: "mba hahazoanay sakafo hohanina"
# ary tsy eo intsony izy ireo
DH: "efa maty izy ireo"
# izahay no mizaka ny helok'izy ireo
DH: "nizaka ny sazin'ny fahotan'izy ireo izahay"